Actualité

Actualité

MAE - UCM

Publié le: 28/03/2024

📌 MAE - UCM: Séance de Présentation de la Ministre des Affaires étrangères sur la Diplomatie économique”

➡️Une cinquantaine d'étudiants en sciences politiques en Master 1 et Master 2 à l'Université Catholique de Madagascar (UCM) ont assisté à une présentation de Madame la Ministre des Affaires étrangères, Rafaravavitafika Rasata, sur le thème de la « Diplomatie économique », dans les locaux du ministère le matin du 27 mars 2024.

 

➡️La présentation, axée sur l'intérêt du métier de diplomate et l'apport de la diplomatie à la politique de développement de Madagascar, a offert aux étudiants une opportunité d'interagir avec madame la Ministre des Affaires Étrangères. Cette interaction s'inscrit dans le cadre de l’un des trois piliers de la politique générale de l'État, en l’occurrence le capital humain.

 

➡️Chaque année, les étudiants en dernière année à l'UCM organisent des activités dans le cadre de leurs cours portant sur la politique étrangère et la pratique diplomatique. Cette présentation a enrichi leur compréhension de ces domaines cruciaux et leur a permis d'approfondir leurs connaissances grâce aux perspectives offertes par une diplomate expérimentée.

 

 

📌 Ministeran’ny Raharaham-bahiny - UCM

➡️ Mpianatra mahery ny 50 isa, mianatra momban'ny siansa politika amin’ny taona faha 4 sy faha 5, avy amin'ny oniversite katolika eto Madagasika (UCM), no noraisin'ny Minisitry ny Raharaham-bahiny, Ramatoa RASATA Rafaravavitafika, tetsy amin'ny tranoben'ny raharaham-bahiny tetsy Anosy ny Alarobia faha-27 marsa 2024.

 

➡️ Famelabelarana sy fizarana traikefa momban'ny asan'ny diplomaty sy ny diplomasia iraisam-pirenena, ary ny diplaomasia ekonomika no naroson'ny Minisitry ny raharaham-bahiny ho an'ireto mpianatra. Voninahitra ho azy ireo ny nahafahany nifanakalo hevitra sy nitafa nivantana tamin-dramatoa Minisitra. Tafiditra ao anatin'ireo andry telo lehibe iompanan’ny politikam-panjakana amin'ny ankapobeny moa izao fifanakalozana sy fizarana traikefa izao, dia ny maha olona.

 

➡️ Isan-taona dia mikarakara hetsika ireo mpianatra amin'ny taona famaranana ao amin'ny oniversite katolika eto Madagasikara, izay tafiditra anatin'ny fianarana arahin'izy ireo, mahakasika ny politika iraisam-pirenena sy ny fomba fiasa ara-diplomatika. Izao fihaonana izao dia nanampy betsaka azy ireo, nahalalany be be kokoa ny anjara asan'ny diplomasia eo anivon'ny fampandrosoana ny firenena, indrindra fa fizarana traikefa avy amin'ny olona manana ny fahaizana sy traikefa amin’izany toy ny Minisitra RASATA Rafaravavitafika.

 

 

Training Background

Intéressé ?

Alors, n'hésitez pas à nous envoyer votre dossier, à bientôt !

Candidature spontanée Consultez nos offres